Culture

FANAMARIHANA NY FAHA-73 TAONAN’NY TOLOM-PANAFAHANA 29 MARTSA 1947

Publié le 01 Avril | 05:04

Lanonana tsotra no nentina nanamarihana ny fankalazana ny faha 73 taonan’ny tolom-panafahana tamin’ny 29 martsa 1947. Na dia eo aza ny valan’aretina Coronavirus izay tsy nahafahana nanao lanonam – pahatsiarovana tahaka ny isan-taona dia tsy adino ireo maherifon’ny firenena. Nisy ny fametrahana fehezam-boninkazo teo amin’ny fasan’ireo mahery fo teny Avaratr’Ambohitsaina notanterahan’ny filoha Andry Rajoelina.

Autres articles

Météo

Pharmacie Garde du 14/03 au 21/03/2020